KIDSGAMES eto MADAGASIKARA

TONGA SOA .

FETY BE HO ANTSIKA ANKIZY

Miarahaba anao tonga soa eto amin'ny KIDSGAMES Madagascar.

Welcome to KIDSGAMES Madagascar.

 

Excitement is growing as we move closer towards KidsGames here in Mahajnaga and Tsiroanomandidy on Novemeber 2005

Endrey sahady izany hafaliana eo am-panomanana ny KidsGames any Mahajanga sy Tsiroanomandidy aminn'y Novambra 2005.

KidsGames is about involving all children in sports competition, games, creative activities, fun learning discovery, compassion, KidsMedia and so much more.

Kidsgames dia hahafahan'ny ankizy maro manao fanatanjahan-tena, mifaninana amin'ny kilalao samihafa, mianatra lesona ho amin'ny fiainany manokana, manampy ny ankizy sahirana, miofana ho mpanao gazety -Kidsmedias, sy ny maro hafa.

Cities and villages around the world have experienced the fun and action of KidsGames, and now it is our turn.

Firenena, tanĂ na sy vohitra maro no efa nahazo tombotsoa tamin'io Kidsgames io eran-tany. Dia mba anjarantsika indray izao !

Look through these webpages to find out more about KidsGames in Madagascar and how to get involved. Whether you are a child, a parent, a voluntary leader, a sponsoring business or a local organization - KidsGames is for you.

Misaotra anao mitsidika ity "tranokala" ity mba hahafantatra misimisy kokoa momba ny Kidsgames Madagascar sy ny hahafahanao mandray anjara amin'izany. Na ankizy ianao, na ray amand-reny, na mpanao antsitrapo, na mpanohana ara-bola, na fikambanana dia misy azonao atao ho an'ny Kidsgames.

Don't miss out on being part of the action!

Koa aoka tsy ho diso anjara ami'ity Kidsgames ity ianao e !

 


Madagascar

Madagascar   2004
August 1 - August 10